plt_tn/1ch/26/29.md

479 B

Jizara ... Hebrona

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:12.

raharahan'olon-tsotra amin'Israely

Izany dia ilazana ny fandraharahan'ny vahoakan'Israely tsy tapaka, tsy mifandray amin'ny miaramila na amin'ny tempoly. D.H: "fandraharahan'ny vahoakan'Israely isan'andro."

Kenania... Hasabia

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

lehilahy mahay 1.700

"lehilahy mahay fitonjato sy arivo"

asan'i Yaveh sy ny asan'ny mpanjaka

D.H: "asa vitan'Yaveh sy ny mpanjaka."