plt_tn/1ch/26/29.md

20 lines
479 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Jizara ... Hebrona
Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:12.
# raharahan'olon-tsotra amin'Israely
Izany dia ilazana ny fandraharahan'ny vahoakan'Israely tsy tapaka, tsy mifandray amin'ny miaramila na amin'ny tempoly. D.H: "fandraharahan'ny vahoakan'Israely isan'andro."
# Kenania... Hasabia
Ireo no anaran'ireo lehilahy.
# lehilahy mahay 1.700
"lehilahy mahay fitonjato sy arivo"
# asan'i Yaveh sy ny asan'ny mpanjaka
D.H: "asa vitan'Yaveh sy ny mpanjaka."