plt_tn/1ch/26/26.md

304 B

arivo sy zato

"mihoatra ny lehilahy 1 000 ary mihoatra ny lehilahy 100."

babo

zavatra izay azon'ny tafika tany amin'ireo fahavalo taorian'ny fandreseny.

Kisy... Nera... Zeroia

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

Ny zavatra rehetra izay voatokana

"Ny zavatra rehetra izay voatokan'ny mpitarika."