# arivo sy zato "mihoatra ny lehilahy 1 000 ary mihoatra ny lehilahy 100." # babo zavatra izay azon'ny tafika tany amin'ireo fahavalo taorian'ny fandreseny. # Kisy... Nera... Zeroia Ireo no anaran'ireo lehilahy. # Ny zavatra rehetra izay voatokana "Ny zavatra rehetra izay voatokan'ny mpitarika."