plt_tn/1ch/26/07.md

501 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manohy ny lisitry ny mpiandry vavahady izay nanomboka tao amin'ny 26:1 ity.

Semaia ... Obed-edoma

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:4

Ireo havany

"Ireo havan'i Semaia" na "isam-pianakavian'i Semaia"

Otny ... Rafaela ... Obeda ... Elzabada ... Eliho ... Semakia ... Meselemia

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

roa amby enim-polo tamin'izy ireo

roa amin'izy ireo - "lehilahy 62"

valo ambin'ny folo ny fitambarany

"18 ny fitambarany"