plt_tn/1ch/26/07.md

24 lines
501 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manohy ny lisitry ny mpiandry vavahady izay nanomboka tao amin'ny 26:1 ity.
# Semaia ... Obed-edoma
Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:4
# Ireo havany
"Ireo havan'i Semaia" na "isam-pianakavian'i Semaia"
# Otny ... Rafaela ... Obeda ... Elzabada ... Eliho ... Semakia ... Meselemia
Ireo no anaran'ireo lehilahy.
# roa amby enim-polo tamin'izy ireo
roa amin'izy ireo - "lehilahy 62"
# valo ambin'ny folo ny fitambarany
"18 ny fitambarany"