plt_tn/1ch/19/06.md

12 lines
280 B
Markdown

# lasa nangidy hoditra tamin'i Davida
Ny teny hoe "nangidy hoditra" dia ilazana fanimboloana ratsy. Mamaritra ireo Amonita ho zavatra tsy mahafinaritra sy tsy iriana izany.
# talenta arivo
"talenta 1 000"
# Naharaima ... Maka ... Zoba ... Medeba
Ireo no anaran'ireo tanàna.