plt_tn/1ch/19/06.md

280 B

lasa nangidy hoditra tamin'i Davida

Ny teny hoe "nangidy hoditra" dia ilazana fanimboloana ratsy. Mamaritra ireo Amonita ho zavatra tsy mahafinaritra sy tsy iriana izany.

talenta arivo

"talenta 1 000"

Naharaima ... Maka ... Zoba ... Medeba

Ireo no anaran'ireo tanàna.