plt_tn/1ch/19/01.md

20 lines
601 B
Markdown

# Nahasy ... Hanona
Ireo no anaran'ireo lehilahy.
# Hampiseho hatsaram-panahy ... nampiseho hatsaram-panahy
D.H: "Ho tsara fanahy aho... tsara fanahy"
# hampionona
"hankahery"
# Mieritreritra ve ianao fa manome voninahitra ny rainao i Davida satria naniraka ireo mpanompony mba hampahery anao?
D.H: "Tsy tokony hieritreritra ianao hoe nanome voninahitra ny rainao i Davida satria nandefa lehilahy hampahery anao izy."
# Moa tsy tonga eto aminao ireo mpanompony mba hisafo sy hizaha ny tany mba handravana izany?
D.H: "Tonga taminao tokoa ireo mpanompony hisafo ny tany mba handravana izany."