plt_tn/1ch/19/01.md

601 B

Nahasy ... Hanona

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

Hampiseho hatsaram-panahy ... nampiseho hatsaram-panahy

D.H: "Ho tsara fanahy aho... tsara fanahy"

hampionona

"hankahery"

Mieritreritra ve ianao fa manome voninahitra ny rainao i Davida satria naniraka ireo mpanompony mba hampahery anao?

D.H: "Tsy tokony hieritreritra ianao hoe nanome voninahitra ny rainao i Davida satria nandefa lehilahy hampahery anao izy."

Moa tsy tonga eto aminao ireo mpanompony mba hisafo sy hizaha ny tany mba handravana izany?

D.H: "Tonga taminao tokoa ireo mpanompony hisafo ny tany mba handravana izany."