plt_tn/1ch/17/19.md

333 B

nohon'ny amin'ny mpanomponao

D.H: "tombony ho ahy"

navotanao avy any Egypta

D.H: "navotana tamin'ny fanandevozana tany Egypta."

ireo asa lehibe sy mahagaga

Ireo teny hoe "Lehibe" sy "mahagaga" dia midika amin'ny ankapobeny zavatra mitovy ihany ary mampisongadina ny hamafisan'ny fahalehibeazana. D.H: "tena asa mahagaga."