# nohon'ny amin'ny mpanomponao D.H: "tombony ho ahy" # navotanao avy any Egypta D.H: "navotana tamin'ny fanandevozana tany Egypta." # ireo asa lehibe sy mahagaga Ireo teny hoe "Lehibe" sy "mahagaga" dia midika amin'ny ankapobeny zavatra mitovy ihany ary mampisongadina ny hamafisan'ny fahalehibeazana. D.H: "tena asa mahagaga."