plt_tn/1ch/17/16.md

1.1 KiB

hoy izy

"niteny Davida"

Iza moa aho, ry Yaveh Andriamanitra, ary inona ny fianakaviko, no dia nentinao ho amin'izao tanjona izao aho?

Nanontany io fanontaniana io i Davida mba hanehoana ny fisaorany fa Andriamanitra dia nifidy ny hitahy azy na dia tsy nieritreritra izany aza izy.

zavatra kely izany

Zavatra izay tsy manan-danja dia voafaritra ho kely.

eo imasonao

ny fahitan'i Yaveh dia nampiasaina mba hilazana ny fahazavan-tsainy. D.H: "ho anao"

Inona intsony no azoko, izaho Davida, lazaina aminao?

Nampiasa io fanontaniana io i Davida mba hanambarana fa tsy afaka naneho tanteraka ny fisaorany an'Andriamanitra izy. D.H: "Raha afaka milaza bebe kokoa aho mba hanambara ny fankasitrahako ary nanaiky aho fa tsy haiko hoe inona ihany koa no holazaiko.

ny mpanomponao

Nilaza ny tenany ho mpanompon'i Yaveh i Davida.

Nomenao voninahitra ny mpanomponao. Nomenao fankatoavana manokana ny mpanomponao.

Ireo andian-teny ireo dia manana dika mitovy. Raha tokana ihany ny fomba hanambaran'ny fiteninao ny hoe "voninahitra" sy "fankatoavana" dia azo adika ho andian-teny iray izany.