# hoy izy "niteny Davida" # Iza moa aho, ry Yaveh Andriamanitra, ary inona ny fianakaviko, no dia nentinao ho amin'izao tanjona izao aho? Nanontany io fanontaniana io i Davida mba hanehoana ny fisaorany fa Andriamanitra dia nifidy ny hitahy azy na dia tsy nieritreritra izany aza izy. # zavatra kely izany Zavatra izay tsy manan-danja dia voafaritra ho kely. # eo imasonao ny fahitan'i Yaveh dia nampiasaina mba hilazana ny fahazavan-tsainy. D.H: "ho anao" # Inona intsony no azoko, izaho Davida, lazaina aminao? Nampiasa io fanontaniana io i Davida mba hanambarana fa tsy afaka naneho tanteraka ny fisaorany an'Andriamanitra izy. D.H: "Raha afaka milaza bebe kokoa aho mba hanambara ny fankasitrahako ary nanaiky aho fa tsy haiko hoe inona ihany koa no holazaiko. # ny mpanomponao Nilaza ny tenany ho mpanompon'i Yaveh i Davida. # Nomenao voninahitra ny mpanomponao. Nomenao fankatoavana manokana ny mpanomponao. Ireo andian-teny ireo dia manana dika mitovy. Raha tokana ihany ny fomba hanambaran'ny fiteninao ny hoe "voninahitra" sy "fankatoavana" dia azo adika ho andian-teny iray izany.