plt_tn/1ch/17/03.md

16 lines
505 B
Markdown

# tonga ny tenin'Andriamanitra
"Niteny ny teniny Andriamanitra"
# izay nitondrako an'Israely niakatra
D.H: "izay nitondrako ireo Israelita ho any amin'ny tany nampanantenaina avy any amin'ny tany Egypta"
# lay, tabernakely
Na ireo teny hoe "lay" na "tabernakely" dia mamaritra zavatra mitovy ihany ary mampisongadina fa niaina tamin'ny toerana izay tsy nisy trano maharitra izy.
# Nahoana ianareo no tsy nanorina trano sedera ho Ahy?
D.H: "Tokony nanorina trano tamin'ny hazo lafo ho ahy ianareo."