plt_tn/1ch/17/03.md

505 B

tonga ny tenin'Andriamanitra

"Niteny ny teniny Andriamanitra"

izay nitondrako an'Israely niakatra

D.H: "izay nitondrako ireo Israelita ho any amin'ny tany nampanantenaina avy any amin'ny tany Egypta"

lay, tabernakely

Na ireo teny hoe "lay" na "tabernakely" dia mamaritra zavatra mitovy ihany ary mampisongadina fa niaina tamin'ny toerana izay tsy nisy trano maharitra izy.

Nahoana ianareo no tsy nanorina trano sedera ho Ahy?

D.H: "Tokony nanorina trano tamin'ny hazo lafo ho ahy ianareo."