plt_tn/1ch/16/10.md

412 B

amin'ny anarany masina

D.H: "amin'ny maha-Andriamanitra Azy"

aoka ny fon'ireo izay mitady an'i Yaveh

D.H: "aoka ireo isay maniry ny hahafantatra an'i Yaveh tsaratsara kokoa"

Tadiavo Yaveh sy ny heriny; tadiavo mandrakariva ny fanatrehany

Ireo andian-teny ireo dia mizara hevitra mitovy ary ampiasaina ho fampisongadinana. D.H: "Tadiavo i Yaveh sy ny heriny; tadiavo ny mba hanakaiky Azy mandrakariva"