plt_tn/1ch/16/10.md

12 lines
412 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# amin'ny anarany masina
D.H: "amin'ny maha-Andriamanitra Azy"
# aoka ny fon'ireo izay mitady an'i Yaveh
D.H: "aoka ireo isay maniry ny hahafantatra an'i Yaveh tsaratsara kokoa"
# Tadiavo Yaveh sy ny heriny; tadiavo mandrakariva ny fanatrehany
Ireo andian-teny ireo dia mizara hevitra mitovy ary ampiasaina ho fampisongadinana. D.H: "Tadiavo i Yaveh sy ny heriny; tadiavo ny mba hanakaiky Azy mandrakariva"