plt_tn/1ch/13/01.md

363 B

ny arivo sy zato

Nana mpifehy ny tafika izay nitarika ny vondrona miaramila amin'ny habeny samihafa. DH: "mihoatran'ny lehilahy 1000 ary mihoatra ny lehilahy 100"

satria toa marina teo imason'ny olona rehetra ireo

Eto "masony" mampiseho ny eritretritra sy ny hevitri'ny vahoaka. DH: "Ny olona rehetra dia mihevitra fa ireo no zavatra mety indrindra hatao"