plt_tn/1ch/13/01.md

8 lines
363 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny arivo sy zato
Nana mpifehy ny tafika izay nitarika ny vondrona miaramila amin'ny habeny samihafa. DH: "mihoatran'ny lehilahy 1000 ary mihoatra ny lehilahy 100"
# satria toa marina teo imason'ny olona rehetra ireo
Eto "masony" mampiseho ny eritretritra sy ny hevitri'ny vahoaka. DH: "Ny olona rehetra dia mihevitra fa ireo no zavatra mety indrindra hatao"