plt_tn/1ch/11/15.md

12 lines
369 B
Markdown

# telo tamin'ireo telo-polo
"tamin'ireo telo polo"
# Tamin'izany ora izany Davida dia tao amin'ny fiarovana mafiny, zohy iray, raha nitoby tao Betlehema ireo Filistina
DH: "Tamin'ny toerana nilamina i Davida tao anaty lava-bato rehefa niambina an'i Betlehema ireo miaramila"
# nitoby tao Betlehema ireo Filistina
"Nametraka miaramila tao Betlehema ireo Filistina"