plt_tn/1ch/11/15.md

369 B

telo tamin'ireo telo-polo

"tamin'ireo telo polo"

Tamin'izany ora izany Davida dia tao amin'ny fiarovana mafiny, zohy iray, raha nitoby tao Betlehema ireo Filistina

DH: "Tamin'ny toerana nilamina i Davida tao anaty lava-bato rehefa niambina an'i Betlehema ireo miaramila"

nitoby tao Betlehema ireo Filistina

"Nametraka miaramila tao Betlehema ireo Filistina"