plt_tn/1ch/09/33.md

584 B

tsy miasa izy ireo

DH: "tsy voatery hanao asa hafa izy ireo"

tsy maintsy nanatanteraka ireo raharaha

DH: "tsy maintsy manantanteraka ireo raharahan'izy ireo"

andro aman'alina

Izany dia midika hoe "amin'ny fotoana rehetra" ary afaka hadika amin'ny fampiasana fehezanteny na teny avy amin'ny fiteninareo na fomba izay izay manome ny dikany mitovy.

Ireto avy ireo mpitarika ny fianakaviana teo amin'ireo Levita, izay voatanisa tao amin'ny tahirin-tetiaran'izy ireo

DH: "Ny lisitrin'ny tantaran'ny fianakaviana anisan'izany ny anaran'ireo mpitarika ny fianakaviana Levita"