plt_tn/1ch/09/33.md

16 lines
584 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy miasa izy ireo
DH: "tsy voatery hanao asa hafa izy ireo"
# tsy maintsy nanatanteraka ireo raharaha
DH: "tsy maintsy manantanteraka ireo raharahan'izy ireo"
# andro aman'alina
Izany dia midika hoe "amin'ny fotoana rehetra" ary afaka hadika amin'ny fampiasana fehezanteny na teny avy amin'ny fiteninareo na fomba izay izay manome ny dikany mitovy.
# Ireto avy ireo mpitarika ny fianakaviana teo amin'ireo Levita, izay voatanisa tao amin'ny tahirin-tetiaran'izy ireo
DH: "Ny lisitrin'ny tantaran'ny fianakaviana anisan'izany ny anaran'ireo mpitarika ny fianakaviana Levita"