plt_tn/jdg/02/18.md

40 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Rehefa nanandratra mpitsara ho azy ireo Yaveh
Ny fanendren'i Yaveh olona ho mpitsara dia resahina toy ny hoe nanandratra na nanangana olona Yaveh
# mpitsara ho azy ireo ... namonjy azy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Isrelita.
# tanan'ireo fahavalon'izy ireo
"tanana" eto dia entina ilazana ny herin'ireo fahavalo hamely an'i Israely. DH: "ny herin'ireo fahavalony"
# tamin'ny andro rehetra niainanan'ireo mpitsara
"raha mbola velona koa ireo mpitsara"
# nangoraka
Manana fihantrana amin'ny olona na zavatra iray.
# raha nisento
Feo avoakan'olona iray mijaly, hamaritana ny fahorian'ireo Israelita fa mijaly izy ireo. DH: "mijaly izy ireo"
# niala
Ny tsy fankatoavan'ny vahoaka an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe nampivily ny tenany amin'i Yaveh.
# ireo razany
"ireo razambeny"
# Nanaraka ireo andriamani-kafa mba hanompo sy hidera azy izy ireo
Ny fanompoan'ireo Israelita andriamani-kafa dia resahina toy ny hoe nandeha sy nanaraka andriamani-kafa izy ireo. DH: "Nanompo sy nidera andriamani-kafa izy ireo"
# Nandà ny hiala tamin'ireo fanaony ratsy rehetra na tamin'ireo lalan'ny ditrany izy ireo
"Nandà ny hanatsahatra ireo zava-dratsiny sy ny ditrany izy ireo." Azo adika ihany koa hoe. DH: "Nanohy ny fanaovan-dratsiny sy ny ditrany izy ireo"