# Rehefa nanandratra mpitsara ho azy ireo Yaveh Ny fanendren'i Yaveh olona ho mpitsara dia resahina toy ny hoe nanandratra na nanangana olona Yaveh # mpitsara ho azy ireo ... namonjy azy ireo Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Isrelita. # tanan'ireo fahavalon'izy ireo "tanana" eto dia entina ilazana ny herin'ireo fahavalo hamely an'i Israely. DH: "ny herin'ireo fahavalony" # tamin'ny andro rehetra niainanan'ireo mpitsara "raha mbola velona koa ireo mpitsara" # nangoraka Manana fihantrana amin'ny olona na zavatra iray. # raha nisento Feo avoakan'olona iray mijaly, hamaritana ny fahorian'ireo Israelita fa mijaly izy ireo. DH: "mijaly izy ireo" # niala Ny tsy fankatoavan'ny vahoaka an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe nampivily ny tenany amin'i Yaveh. # ireo razany "ireo razambeny" # Nanaraka ireo andriamani-kafa mba hanompo sy hidera azy izy ireo Ny fanompoan'ireo Israelita andriamani-kafa dia resahina toy ny hoe nandeha sy nanaraka andriamani-kafa izy ireo. DH: "Nanompo sy nidera andriamani-kafa izy ireo" # Nandà ny hiala tamin'ireo fanaony ratsy rehetra na tamin'ireo lalan'ny ditrany izy ireo "Nandà ny hanatsahatra ireo zava-dratsiny sy ny ditrany izy ireo." Azo adika ihany koa hoe. DH: "Nanohy ny fanaovan-dratsiny sy ny ditrany izy ireo"