plt_tn/jdg/02/11.md

33 lines
941 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay ratsy teo imason'i Yaveh
"teo imason'i Yaveh" eto dia midika izay fiheveran'Yaveh sy ny heritreriny amin'ny zavatra iray. DH: "izay lazain'i Yaveh fa ratsy ny manao izany"
# Bala
"Bala" amin'ny ankapobeny dia anarana andriamanitra tsy izy, ampiasaina ihany koa io teny io amin'ireo andriamanitra maro samihafa izay tompoina matetika miaraka amin'ny Bala.
# Nisaraka tamin'i Yaveh izy ireo
Ireo Israelita izay tsy nankatò
an'i Yaveh intsony dia nihevitra fa nisaraka ara-batana taminy ary nandao Azy.
# razana
"razambe"
# Nanaraka ireo andriamani-kafa izy ireo
Ny fanompoan'ireo Israelita andriamanitra tsy izy dia resahina toy ny hoe nandeha ary nanaraka andriamanitra tsy izy ireo Israelita.
# niankohoka tamin'ireo
Fihetsika anompoana sy anomezam-boninahitra olona izany.
# nanetsika ny fahatezeran'i Yaveh
"Nahatezitra an'i Yaveh"
# Astarta
Astarta dia notompoina ho andriamani-bavy tamin'ny fomba maro samihafa.