# izay ratsy teo imason'i Yaveh "teo imason'i Yaveh" eto dia midika izay fiheveran'Yaveh sy ny heritreriny amin'ny zavatra iray. DH: "izay lazain'i Yaveh fa ratsy ny manao izany" # Bala "Bala" amin'ny ankapobeny dia anarana andriamanitra tsy izy, ampiasaina ihany koa io teny io amin'ireo andriamanitra maro samihafa izay tompoina matetika miaraka amin'ny Bala. # Nisaraka tamin'i Yaveh izy ireo Ireo Israelita izay tsy nankatò an'i Yaveh intsony dia nihevitra fa nisaraka ara-batana taminy ary nandao Azy. # razana "razambe" # Nanaraka ireo andriamani-kafa izy ireo Ny fanompoan'ireo Israelita andriamanitra tsy izy dia resahina toy ny hoe nandeha ary nanaraka andriamanitra tsy izy ireo Israelita. # niankohoka tamin'ireo Fihetsika anompoana sy anomezam-boninahitra olona izany. # nanetsika ny fahatezeran'i Yaveh "Nahatezitra an'i Yaveh" # Astarta Astarta dia notompoina ho andriamani-bavy tamin'ny fomba maro samihafa.