plt_tn/jas/05/16.md

36 lines
1013 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Satria mpino Jiosy ireo, dia mampatsiahy azy ireo mba hivavaka i Jakoba, amin'ny fampatsiahivana ny iray amin'ireo mpaminany sy fampatsiahivana ny amin'ny asan'ny fivavak'ireo mpaminany.
# Koa mifaneke heloka ianareo
Izany dia manaiky eo amin'ireo mpino hafa ny zavatra ratsy nataonao mba ho voavela heloka ianao.
# mba ho sitrana ianareo
"mba ho sitranin'Andriamanitra ianareo"
# Ny vavaka ataon'ny olo-marina dia tena matanjaka amin'ny fiasany
Ny vavaka dia faritana toy ny hoe zavatra matanjaka sy mahery. DH: "Rehefa mivavaka ny olona mankatoa an'Andriamanitra, dia hanao zavatra lehibe Andriamanitra"
# mafy
"am-po"
# telo ... enina
"3 ... 6"
# Ny lanitra dia nanome ranon'orana
"Ny lanitra" dia mety hilazana ny habakabaka, izay maneho ny loharano hipoiran'ny orana. DH: "Nilatsaka avy any an-danitra ny orana"
# ary ny tany namoa ny vokany
Eto ny tany dia anehoana ny fiavian'ny vokatra.
# vokany
Eto ny "vokatra" dia ilazana ny vokatry ny mpamboly.