# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Satria mpino Jiosy ireo, dia mampatsiahy azy ireo mba hivavaka i Jakoba, amin'ny fampatsiahivana ny iray amin'ireo mpaminany sy fampatsiahivana ny amin'ny asan'ny fivavak'ireo mpaminany. # Koa mifaneke heloka ianareo Izany dia manaiky eo amin'ireo mpino hafa ny zavatra ratsy nataonao mba ho voavela heloka ianao. # mba ho sitrana ianareo "mba ho sitranin'Andriamanitra ianareo" # Ny vavaka ataon'ny olo-marina dia tena matanjaka amin'ny fiasany Ny vavaka dia faritana toy ny hoe zavatra matanjaka sy mahery. DH: "Rehefa mivavaka ny olona mankatoa an'Andriamanitra, dia hanao zavatra lehibe Andriamanitra" # mafy "am-po" # telo ... enina "3 ... 6" # Ny lanitra dia nanome ranon'orana "Ny lanitra" dia mety hilazana ny habakabaka, izay maneho ny loharano hipoiran'ny orana. DH: "Nilatsaka avy any an-danitra ny orana" # ary ny tany namoa ny vokany Eto ny tany dia anehoana ny fiavian'ny vokatra. # vokany Eto ny "vokatra" dia ilazana ny vokatry ny mpamboly.