plt_tn/jas/02/08.md

32 lines
695 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# raha manatanteraka
Manondro ireo mpino Jiosy io.
# manatanteraka ny lalàn'ny mpanjaka
"mankatoa ny lalàn'Andriamanitra." Tany am-boalohany dia nomen'Andriamanitra an'i Mosesy ny lalàna, izay voarakitra ao amin'ny bokin'ny Testamenta Taloha.
# Tiava ny namanao tahaka ny tenanao
Mamerina ny teny avy ao amin'ny bokin'ny Levitikosy i Jakoba.
# ny namanao
"ny olon-drehetra"
# dia manao ny tsara ianareo
"manao ny mety ianareo"
# Fa raha manome sitraka
"miangatra" na "manome haja"
# dia manota
Izany hoe, mandika lalàna.
# voaheloka toy ny mpandika lalàna.
Eto ny lalàna dia raisina toy ny hoe mpitsara araka ny nofo. DH: "meloka nohon'ny fandikana ny lalàn'Andriamanitra"