# raha manatanteraka Manondro ireo mpino Jiosy io. # manatanteraka ny lalàn'ny mpanjaka "mankatoa ny lalàn'Andriamanitra." Tany am-boalohany dia nomen'Andriamanitra an'i Mosesy ny lalàna, izay voarakitra ao amin'ny bokin'ny Testamenta Taloha. # Tiava ny namanao tahaka ny tenanao Mamerina ny teny avy ao amin'ny bokin'ny Levitikosy i Jakoba. # ny namanao "ny olon-drehetra" # dia manao ny tsara ianareo "manao ny mety ianareo" # Fa raha manome sitraka "miangatra" na "manome haja" # dia manota Izany hoe, mandika lalàna. # voaheloka toy ny mpandika lalàna. Eto ny lalàna dia raisina toy ny hoe mpitsara araka ny nofo. DH: "meloka nohon'ny fandikana ny lalàn'Andriamanitra"