plt_tn/1sa/13/03.md

16 lines
667 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Geba
Io no anaran'ny vohitra izay nitoeran'ny toby miaramilan'i Filistina.
# Ren'ny Israely rehetra fa i Saoly dia nandresy
Ireo mety ho heviny dia 1) I Saoly no nisolo andraikitra an'i Jonatana na 2) I Saloy no nahazo tambiny tamin'ny nataon'i Jonatana.
# ny Israely ihany koa dia tonga fofona lo ho an'ireo Filistina
Ny fankahalan'ny Filistina an'ireo Israelita dia resahina toy ny hoe tonga fofona maimbo izay nahatohina ny Filistina ny Israelita. DH: "halan'ny Filistina ireo Israelita"
# ireo miaramila dia nampiantsoina hivondrona hanaraka an'i Saoly any Gilgala
Io dia azo atao hoe DH: "Niantso ireo miaramila i Saoly mba hiaraka amin'ny any Gilgala"