# Geba Io no anaran'ny vohitra izay nitoeran'ny toby miaramilan'i Filistina. # Ren'ny Israely rehetra fa i Saoly dia nandresy Ireo mety ho heviny dia 1) I Saoly no nisolo andraikitra an'i Jonatana na 2) I Saloy no nahazo tambiny tamin'ny nataon'i Jonatana. # ny Israely ihany koa dia tonga fofona lo ho an'ireo Filistina Ny fankahalan'ny Filistina an'ireo Israelita dia resahina toy ny hoe tonga fofona maimbo izay nahatohina ny Filistina ny Israelita. DH: "halan'ny Filistina ireo Israelita" # ireo miaramila dia nampiantsoina hivondrona hanaraka an'i Saoly any Gilgala Io dia azo atao hoe DH: "Niantso ireo miaramila i Saoly mba hiaraka amin'ny any Gilgala"