plt_tn/zec/01/01.md

36 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tamin'ny volana fahavalo
Io dia ny volana fahavalo amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny Oktobra sy ny tapany voalohan'ny Novambra amin'ny tetiandro Tandrefana.
# taona faharoa nanjakan'i Dariosa
"taona faharoa izay nanomboka nahalasa mpanjaka an'i Dariosy"
# dia tonga...ny tenin'i Yaveh
"Niteny ny teniny i Yaveh"
# Yaveh
Io dia anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoaka tao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny teny amin'ny fandikan-teny momba an'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany.
# Berekia...Ido
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Tezitra fatratra tamin'ireo razambenao
"tezitra mafy tamin'ireo razambenao taloha"
# Mitodiha Amiko
Ny teny "mitodiha" dia nampiasaina mba hanondroana fiovana. Milaza ny vahoaka ny mba hiovan'izy ireo tamin'ny tsy nankatoavany Azy amin'ny fankatoavana Azy i Yaveh.
# izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro
Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.
# dia hitodika aminareo Aho
Amin'ny filazany fa hitodika amin'ny vahoakan'i Israely Izy, dia milaza i Yaveh fa hisy zava-tsoa hitranga amin'izy ireo satria nanampy azy ireo Izy. DH: "Hitahy anareo Aho."