plt_tn/tit/02/11.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia nampahery an'i Titosy mba hikatsaka ny fahatongavan'i Jesosy ary hahatsiaro ny fahefany amin'ny alalan'i Jesosy
# Niseho ny fahasoavan'Andriamanitra ... mampianatra antsika
Paoly dia miresaka ny fahasoavan'Andriamanitra toy ny hoe olona iray mankany amin'ny olon-kafa ary mampianatra azy ireo mba hiaina fiainana masina.
# Mampianatra antsika handà ny toetra tsy araka an'Andriamanitra
"Mampianatra antsika mba tsy hanala-baraka an'Andriamanitra."
# Filàn'izao tontolo izao
"Faniriana mafy ireo zavatr'izao tontolo izao" na "faniriana mafy ho an'ny fahafinaretana amin'ny fahotana."
# Amin'izao fotoana izao
"Raha mbola miaina eto amin'izao tontolo izao isika" na "nandritra izany fotoana izany."
# Eo am-piandrasantsika fatratra izay handraisantsika ny
"Isika dia miandry ny handray."
# Fanantenana mahafinaritra
Andriamanitra no tian'i Paoly lazaina amin'izany, izay inoantsika fa ho avy amintsika izy.
# Ny fisehoan'ny voninahitry ny Andriamanintsika lehibe
Paoly dia miresaka ny voninahitr'Andriamanitra mba hilazana fa Andriamanitra tenany dia hiseho.