# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia nampahery an'i Titosy mba hikatsaka ny fahatongavan'i Jesosy ary hahatsiaro ny fahefany amin'ny alalan'i Jesosy # Niseho ny fahasoavan'Andriamanitra ... mampianatra antsika Paoly dia miresaka ny fahasoavan'Andriamanitra toy ny hoe olona iray mankany amin'ny olon-kafa ary mampianatra azy ireo mba hiaina fiainana masina. # Mampianatra antsika handà ny toetra tsy araka an'Andriamanitra "Mampianatra antsika mba tsy hanala-baraka an'Andriamanitra." # Filàn'izao tontolo izao "Faniriana mafy ireo zavatr'izao tontolo izao" na "faniriana mafy ho an'ny fahafinaretana amin'ny fahotana." # Amin'izao fotoana izao "Raha mbola miaina eto amin'izao tontolo izao isika" na "nandritra izany fotoana izany." # Eo am-piandrasantsika fatratra izay handraisantsika ny "Isika dia miandry ny handray." # Fanantenana mahafinaritra Andriamanitra no tian'i Paoly lazaina amin'izany, izay inoantsika fa ho avy amintsika izy. # Ny fisehoan'ny voninahitry ny Andriamanintsika lehibe Paoly dia miresaka ny voninahitr'Andriamanitra mba hilazana fa Andriamanitra tenany dia hiseho.