plt_tn/tit/01/06.md

32 lines
954 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Tamin'ny fangatahana an'i Titosy mba hibaiko ireo loholona isaky ny tanàna manerana ny nosy Kreta, Paoly dia nanome fepetra ireo loholona.
# Ny loholona dia tsy tokony hanan-tsiny mihintsy
Ny hoe "tsy misy tsiny" dia fantatra amin'ny hoe olona tsy manao zavatra ratsy. DH: "Ny loholona dia tsy tokony hanana laza ratsy."
# Vadin'ny vehivavy iray
Mba ho vady mahatoky. Mety ho dikany dia izao: 1) tsy mitady fifandraisana amin'ny vehivavy hafa na 2) tsy manana vady faharoa na vadikely.
# Zanaka mino
Mety ho dikany dia izao: 1) zanaka izay mino an'i Jesosy na 2) zanaka mendri-pitokisana.
# Maditra
"Mpikomy" na "izay tsy manara-dalàna."
# Mpanao ny asan'Andriamanitra
Paoly dia miresaka ny loholona toy ny hoe loham-pianakaviana, tompon'andraikitra amin'ny ny ao an-trano.
# Tsy mpimamo
"Tsy mpisotro toaka" na "tsy mpisotro divay."
# Tsy lian'ady
"Tsy olona mahery setra" na "tsy olona tia miady."