# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Tamin'ny fangatahana an'i Titosy mba hibaiko ireo loholona isaky ny tanàna manerana ny nosy Kreta, Paoly dia nanome fepetra ireo loholona. # Ny loholona dia tsy tokony hanan-tsiny mihintsy Ny hoe "tsy misy tsiny" dia fantatra amin'ny hoe olona tsy manao zavatra ratsy. DH: "Ny loholona dia tsy tokony hanana laza ratsy." # Vadin'ny vehivavy iray Mba ho vady mahatoky. Mety ho dikany dia izao: 1) tsy mitady fifandraisana amin'ny vehivavy hafa na 2) tsy manana vady faharoa na vadikely. # Zanaka mino Mety ho dikany dia izao: 1) zanaka izay mino an'i Jesosy na 2) zanaka mendri-pitokisana. # Maditra "Mpikomy" na "izay tsy manara-dalàna." # Mpanao ny asan'Andriamanitra Paoly dia miresaka ny loholona toy ny hoe loham-pianakaviana, tompon'andraikitra amin'ny ny ao an-trano. # Tsy mpimamo "Tsy mpisotro toaka" na "tsy mpisotro divay." # Tsy lian'ady "Tsy olona mahery setra" na "tsy olona tia miady."