plt_tn/rom/11/09.md

16 lines
748 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aoka ny latabany ho harato sy fandrika
Ny "Latabatra" dia teny entina anehoana fanasana, ary ny "harato" sy "fandrika" dia sarin-teny maneho sazy. Afaka adika hoe DH: "Miangavy re, Andriamanitra, ataovy ho fandrika hahavoa azy ireo ny fanasan'izy ireo"
# vato mamingana
Resahin'i Paoly ho toy ny lavo amin'ny tany ny olona manota. Ny "vato mamingana" dia izay zavatra mahatonga ny olona ho tafintohina ka lavo amin'ny tany. DH: "zavatra izay mahatonga ny olona iray hanota"
# sy valifaty ho azy ireo.
"zavatra izay mamela anareo hamaly faty azy ireo"
# ary aoka hiankohoka mandrakariva izy ireo
Mangataka amin'Andriamanitra i Davida mba hahatonga ireo fahavalony ho andevo izay mitondra enta-mavesatra ao an-damosin'izy ireo mandrakariva.