# Aoka ny latabany ho harato sy fandrika Ny "Latabatra" dia teny entina anehoana fanasana, ary ny "harato" sy "fandrika" dia sarin-teny maneho sazy. Afaka adika hoe DH: "Miangavy re, Andriamanitra, ataovy ho fandrika hahavoa azy ireo ny fanasan'izy ireo" # vato mamingana Resahin'i Paoly ho toy ny lavo amin'ny tany ny olona manota. Ny "vato mamingana" dia izay zavatra mahatonga ny olona ho tafintohina ka lavo amin'ny tany. DH: "zavatra izay mahatonga ny olona iray hanota" # sy valifaty ho azy ireo. "zavatra izay mamela anareo hamaly faty azy ireo" # ary aoka hiankohoka mandrakariva izy ireo Mangataka amin'Andriamanitra i Davida mba hahatonga ireo fahavalony ho andevo izay mitondra enta-mavesatra ao an-damosin'izy ireo mandrakariva.