plt_tn/rom/09/01.md

20 lines
991 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Milaza ny faniriany manokana ny hamonjena ny firenen'Israely rehetra i Paoly. Ary izy dia manindry ny amin'ireo fomba hafa izay nomanin'Andriamanitra mba hinoan'izy ireo.
# Milaza ny marina ao amin'i Kristy aho. Tsy mandainga aho
Ireo fomba fiteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Ampisain'i Paoly mba hanindriana fa milaza ny marina izy.
# ary ny eritreritro no mijoro vavolombelona miaraka amiko ao amin'ny Fanahy Masina
"Ny Fanahy Masina no mibaiko ny eritreritro ary manamafy izay lazaiko"
# fa ho ahy dia misy alahelo lehibe ato amiko ary fahoriana mandrakariva ato am-poko
Eto ny teny hoe "fahoriana mandrakariva ato am-poko" dia fomba fiteny izay ampiasain'i Paoly mba hizarana ny fahoriam-panahiny. DH: "Milaza aminareo aho fa malaelo mafy tanteraka sy lalina aho"
# alahelo lehibe ato amiko ary fahoriana mandrakariva
Ireo teny roa ireo dia mitovy dika. Miara-ampiasain'i Paoly ireo mba hanamafisana ny halehiben'ny fihetseham-pony.