plt_tn/rom/01/18.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia mampiseho ny fahatezerana lehiben'Andriamanitra manoloana ny olona mpanota.
# Fa ny fahatezeran'Andriamanitra dia naseho
Paoly dia manazava hoe nahoana ny olona no mila mihaino ny filazantsara. Afaka adika hoe DH: "Fa Andriamanitra dia mampiseho ny fahatezerany"
# manoloana
amin'ny
# haratsiam-panahy sy ny tsy fahamarinan'ny olona
"ireo rehetra tsy araka an'Andriamanitra sy ireo zavatra tsy marina izay ataon'ny olona"
# izay manakana ny fahamarinana
Eto ny teny hoe " fahamarinana" dia ilazana ny fampahafantarana marina momba an'Andriamanitra. DH: "manafina ny fampahafantarana marina momban'Andriamanitra"
# izay fantatra momban'Andriamanitra dia hitan'izy ireo maso
Afaka adika hoe DH: "afaka nahafantatra ny momba an'Andriamanitra izy ireo noho izay hitan'izy ireo mibaribary"
# Fa nohazavain'Andriamanitra izy ireo
Eto ny teny hoe "nohazavain'Andriamanitra izy ireo" dia midika fa Andriamanitra dia nampiseho ny fahamarinana momba Azy tamin'izy ireo. DH: "Fa Andriamanitra nampiseho ny tsirairay hoe toy ny ahoana izy"