# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia mampiseho ny fahatezerana lehiben'Andriamanitra manoloana ny olona mpanota. # Fa ny fahatezeran'Andriamanitra dia naseho Paoly dia manazava hoe nahoana ny olona no mila mihaino ny filazantsara. Afaka adika hoe DH: "Fa Andriamanitra dia mampiseho ny fahatezerany" # manoloana amin'ny # haratsiam-panahy sy ny tsy fahamarinan'ny olona "ireo rehetra tsy araka an'Andriamanitra sy ireo zavatra tsy marina izay ataon'ny olona" # izay manakana ny fahamarinana Eto ny teny hoe " fahamarinana" dia ilazana ny fampahafantarana marina momba an'Andriamanitra. DH: "manafina ny fampahafantarana marina momban'Andriamanitra" # izay fantatra momban'Andriamanitra dia hitan'izy ireo maso Afaka adika hoe DH: "afaka nahafantatra ny momba an'Andriamanitra izy ireo noho izay hitan'izy ireo mibaribary" # Fa nohazavain'Andriamanitra izy ireo Eto ny teny hoe "nohazavain'Andriamanitra izy ireo" dia midika fa Andriamanitra dia nampiseho ny fahamarinana momba Azy tamin'izy ireo. DH: "Fa Andriamanitra nampiseho ny tsirairay hoe toy ny ahoana izy"