plt_tn/rom/01/16.md

32 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa izaho dia tsy menatra amin'ny filazantsara
Afaka adika hoe: "Mahatoky tanteraka ny filazantsara aho"
# fa izany no herin'Andriamanitra ho famonjena ireo rehetra izay mino
Eto ny hoe "mino" dia midika fametrahan'ny olona iray ny tokiny amin'i Kristy. DH: "amin'ny alalan'ny filazantsara no hamonjen'Andriamanitra amin-kery ireo izay nametraka ny fitokiany amin'i Kristy"
# ho an'ny Jiosy aloha ary ho an'ny Grika
"ho an'ny olona Jiosy ary ho an'ny olona Grika ihany koa"
# aloha
Eto ny hoe "aloha" dia midika fahatongavana amin'ny fotoana mialohan'ireo rehetra hafa.
# Fa amin'izany
Eto ny teny "izany" dia maneho ny filazantsara. Paoly dia manazava ny hoe nahoana no mahatoky tanteraka ny amin'ny filazantsara izy.
# fahamarinan' Andriamanitra avy amin'ny finoana ho amin'ny finoana
Paoly dia miresaka momba ny hafatry ny filazantsara toy ny hoe zavatra izay afaka hasehon'Andriamanitra mivaingana amin'ny olona. Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra niteny tamintsika fa amin'ny finoana hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany no hahatongavan'ny olona ho marina"
# araka izay voasoratra
Afaka adika hoe DH: "araka ny voasoratry ny olona iray ao amin'ny Soratra Masina"
# Ny marina dia hivelona amin'ny finoana
Eto ny hoe "marina" dia ilazana ireo izay matoky an'Andriamanitra. DH: "ny olona izay matoky an'Andriamanitra fa mihevitra marina momba azy Izy, ary izy ireo dia ho velona mandrakizay"