plt_tn/rev/20/13.md

28 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny ranomasina namoaka ny maty izay tao anatiny. Ny fahafatesana sy ireo fiainan-tsy hita dia namoaka ny maty
Eto Jaona dia miresaka ny ranomasina, ny fahafatesana, ary ny fiainan-tsy hita toy ny hoe olona velona ireo.
# ary ny maty dia notsaraina
Afaka atao hoe: "Andriamanitra nitsara ireo olona maty"
# Ny fahafatesana sy fiainan-tsy hita dia natsipy
Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia nanipy ny fahafatesana sy ny fiainan-tsy hita" na "Ny anjelin'Andriamanitra dia nanipy ny fahafatesana sy ny fiainan-tsy hita"
# ny fiainan-tsy hita
Eto ny hoe "fiainan-tsy hita" dia hevitra ambadika izay maneho ny toerana handehanan'ireo tsy mpino hiandrasan'izy ireo ny fitsaran'Andriamanitra rehefa maty izy ireo.
# fahafatesana faharoa
"fahafatesana fanindroany." Faritana ho fanasaziana mandrakizay ao amin'ny farihin'ny afo ao amin'ny 20:13 ary 21:17 izany. DH: "fahafatesana farany ao amin'ny farihin'ny afo." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:10.
# Raha nisy anarana tsy hita voasoratra ao amin'ny
Afaka atao hoe: "Raha tsy hitan'ny anjelin'Andriamanitra ny anaran'ny olona iray"
# dia natsipy tao amin'ny farihy afo
Afaka atao hoe: "ilay anjely hanipy azy ao anatin'ny farihin'ny afo" na "ilay anjely hanipy azy ao amin'ny toerana izay handoroan'ny afo mandrakizay"