# Ny ranomasina namoaka ny maty izay tao anatiny. Ny fahafatesana sy ireo fiainan-tsy hita dia namoaka ny maty Eto Jaona dia miresaka ny ranomasina, ny fahafatesana, ary ny fiainan-tsy hita toy ny hoe olona velona ireo. # ary ny maty dia notsaraina Afaka atao hoe: "Andriamanitra nitsara ireo olona maty" # Ny fahafatesana sy fiainan-tsy hita dia natsipy Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia nanipy ny fahafatesana sy ny fiainan-tsy hita" na "Ny anjelin'Andriamanitra dia nanipy ny fahafatesana sy ny fiainan-tsy hita" # ny fiainan-tsy hita Eto ny hoe "fiainan-tsy hita" dia hevitra ambadika izay maneho ny toerana handehanan'ireo tsy mpino hiandrasan'izy ireo ny fitsaran'Andriamanitra rehefa maty izy ireo. # fahafatesana faharoa "fahafatesana fanindroany." Faritana ho fanasaziana mandrakizay ao amin'ny farihin'ny afo ao amin'ny 20:13 ary 21:17 izany. DH: "fahafatesana farany ao amin'ny farihin'ny afo." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:10. # Raha nisy anarana tsy hita voasoratra ao amin'ny Afaka atao hoe: "Raha tsy hitan'ny anjelin'Andriamanitra ny anaran'ny olona iray" # dia natsipy tao amin'ny farihy afo Afaka atao hoe: "ilay anjely hanipy azy ao anatin'ny farihin'ny afo" na "ilay anjely hanipy azy ao amin'ny toerana izay handoroan'ny afo mandrakizay"