plt_tn/rev/17/09.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ilay anjely dia manohy ny fitenenany. Eto izy dia manazava ny dikan'ireo loha fiton'ilay bibi-dia izay taingenan'ilay vehivavy.
# Miantso ... izany
"Mitaky fananana ... izany"
# Miantso saina izay manam-pahendrena izany
Ireo anarana hoe: "saina" sy "fahendrena" dia afaka atao hoe "mihevitra" sy "hendry." DH: "Mila saina hendry mba hahatakatra izany" na "Mila mihevitra am-pahendrena ianao mba hahatakatra izany"
# Ireo loha fito dia vohitra fito
Eto ny hoe: "dia" dia midika hoe: "maneho"
# Mpanjaka dimy no lavo
Ilay anjely dia miteny ny fahalavoana ho fahafatesana. DH: "Mpanjaka dimy no maty"
# anankiray no misy
"mpanjaka iray no velona ankehitriny"
# ary ny hafa dia mbola tsy tonga; rehefa tonga izy
Afaka atao hoe: "ny hafa dia mbola tsy mpanjaka; fa rehefa tonga mpanjaka izy"
# dia fe-potoana kely ihany no hitoerany
Ilay anjely dia miresaka ny olona iray lasa mpanjaka ho toy ny hoe mijanona eo amin'ny toerana misy azy. DH: "fe-potoana kely ihany no maha-mpanjaka azy"