plt_tn/psa/134/001.md

20 lines
684 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Fihirana fiakarana
Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny kitohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny."
# ianareo mpanompon'i Yaveh rehetra
"ianareo manompo an'i Yaveh rehetra"
# Asandrato ny tananareo
Izany no fomba fivavaky ny Israely amin'Andriamanitra na fiderany an'Andriamanitra.
# any amin'ilay fitoerana masina
Ireo mety ho heviny dia 1) "ao an-tempoly" na 2) "ao amin'ny fitoerana masina ao an-tempoly"