# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Fihirana fiakarana Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny kitohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny." # ianareo mpanompon'i Yaveh rehetra "ianareo manompo an'i Yaveh rehetra" # Asandrato ny tananareo Izany no fomba fivavaky ny Israely amin'Andriamanitra na fiderany an'Andriamanitra. # any amin'ilay fitoerana masina Ireo mety ho heviny dia 1) "ao an-tempoly" na 2) "ao amin'ny fitoerana masina ao an-tempoly"